Ratary Aontsony live

Live Mafana be
# Posté le mardi 13 mai 2008 09:08

tsy ho mpandalo

Tsy ho mpandalo

Efa ela ihany no naniriko mba handalo
Nefa hatramin'izao aho
Mbola lavitra anao ihany
Na ny foko izao aza mitempo anao lalandava
Ny masonao mijery ato an-tsaiko tsy ho rava

Ref
Fitiavako anao iny tsy ho foy tsy hatakalo
Aza omena tsiny aho raha tsy hijanona ho mpadalo

Na ho maloka aza ny endrikao no hanazava
Na mila hampamoy fo ianao ihany no ao andoha e!
Fa ny antsika roa izao tsara joro tsara voatra
Ireo zava-nisy omaly tsy ho lefin'ny androany

Fa ianao irery ihany tsy ho foy tsy hatakalo
Fa ianao irery ihany

# Posté le mercredi 29 août 2007 11:14

Mozika iray

Gasy ka manja mozika iray,
na avy aiza inao na avy aiza
na avy any avaratra na atsimo
na atsinana na andrefana
rehefa mbola avy eto amin'ny nosy Malagasy
dia Malagasy ianao izany
ity ny mozika iray satria iray ny Malagasy.
Ratary
# Posté le samedi 05 mai 2007 08:16

Raoziko mozika tena tiko ity mbola fitiavana ihany koa

Raoziko

Finaritra tokoa aho fa tojo ilay olon-tiko
Vonikazo tsara loko mameno ny fiainako
Manasitrana alahelo raozy iray mamerovero

Ref
Sary vita fantsika ato am-poko
yaeeh
Fitiavako anao malala oh
Oyah!!
Tsy haiko hafenina f'efa voaporofo
yaheeh
Efa lasanao izao ny tontoloko
Oyah!!

Na maro ny olana mitranga
Tsy misy izay tsy ho voavaha
Fitiavana efa tsara lanja
Efa tsara fatotra
Manasitrana alahelo raozy iray mamerovero

Ref

Raozy iray manasitrana ny aleheloko
ianao efa fenonao izao ny tontoloko

Ref

Ratary album Aontsony
# Posté le vendredi 27 avril 2007 14:44

tsy ho mpadalo mozika milamina kely indray eh fitiava maha lasa adala ry zareo ah

Tsy ho mpandalo

Efa ela ihany no naniriko mba handalo
Nefa hatramin'izao aho
Mbola lavitra anao ihany
Na ny foko izao aza mitempo anao lalandava
Ny masonao mijery ato an-tsaiko tsy ho rava

Ref
Fitiavako anao iny tsy ho foy tsy hatakalo
Aza omena tsiny aho raha tsy hijanona ho mpadalo

Na ho maloka aza ny endrikao no hanazava
Na mila hampamoy fo ianao ihany no ao andoha e!
Fa ny antsika roa izao tsara joro tsara voatra
Ireo zava-nisy omaly tsy ho lefin'ny androany

Fa ianao irery ihany tsy ho foy tsy hatakalo
Fa ianao irery ihany

Ratary
# Posté le vendredi 27 avril 2007 14:40